Teny iditra miforara (forara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsingidina, mitsirara
¶ Idiran-doza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to fall down at full length; to lose, not to win. See tsirara. [Richardson 1885]
Endriteny 
miforara
niforara
hiforara

2012/08/04