Teny iditra miforetaka (foretaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihosina zava-maloto: Niforetaka tamin' ny akanjoko ilay fotaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miforetaka
niforetaka
hiforetaka
miforetaha

2010/05/14