Teny iditra miforitra (foritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka
¶ Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry
¶ Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra
¶ Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby
¶ Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Folded, turned down. [Richardson 1885]
 to be folded [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être plié [Hallanger 1974]
Endriteny 
miforitra
niforitra
hiforitra
miforeta
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/04/22