Teny iditra miforona (forona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tonga, manjary: Nisy rivodoza niforona tampoka 10 km avy ao Antsiranana
¶ Miavy: Avy amin' ny "setroka" no niforona ny "manetroka" [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be created, to be formed; to be founded [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être crée, être formé; être fondé, établi; s'organiser [Hallanger 1974]
Endriteny 
miforona
niforona
hiforona
miforòna
Ohatra Tsy misy very, tsy misy miforona. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Teny iditra miforòna (forona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miforona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/08/04