Teny iditra mifosa (fosa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaratsy, manazimba, manamavo
¶ Milaza ny hadisoana takona nataon' ny namana raha tsy eo izy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to backbite, to defame, to scandalize. [Richardson 1885]
 to slander, to backbite [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay calomnier, médire [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifosa
nifosa
hifosa
mifosà

Teny iditra mifosà (fosa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifosa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/04