Teny iditra mifotafota (fotafota)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza olona manao fihinan' ankizy ka mihosina sy mitavana menaka ny tanana sy ny vava [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to slaver, to foam, to rave. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifotafota
nifotafota
hifotafota
mifotafotà

Teny iditra mifotafotà (fotafota)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifotafota [fitanisana]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]

2012/08/04