Teny iditra mifotetaka (fotetaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao
¶ Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Stained, tarnished. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifotetaka
nifotetaka
hifotetaka

2012/08/04