Teny iditra mifotroaka (fotroaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany
¶ Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka
[Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifotroaka
nifotroaka
hifotroaka
mifotroaha

2012/08/04