Teny iditra mifoy (foy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamotsitra, mamotsika, mamono amin' ny hoho (hao, parasy): Mifoy hao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifoy
nifoy
hifoy
mifoiza

Teny iditra mifoy (foy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to rush out of ambush. [Richardson 1885]

2013/04/22