Teny iditra migadragadra (gadragadra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Toa farimparina na vaky (feo): Migadragadra ny feon' ity sakan-jazalahy ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having a rough voice, having a flaw in the sound. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Avoir la voix, le son rauque, cassé [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20