Teny iditra migaga (gaga)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona
Mitovy hevitra: miaiky ~ midagaga ~ midonàka ~ mihorika ~ mikoy ~ mitampim-bava ~ mitanaka ~ mitokaka ~ mitolagaga ~ mivanaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to wonder at, to be astonished. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Admirer, être étonné [Abinal 1888]
Ny bikany  
migaga
nigaga
higaga
migagà

Teny iditra migagà (gaga)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migaga [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/02