Teny iditra migalabina (galabina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy misy mpanelingelina, miadana tsara, milamina tanteraka: Migalabina ery aho eto ambony sezalava mamaky tantara-na mpitsongo dia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to act according to one's own sweet will; to take one's ease and enjoy the good things of this life. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Etre libre, sans frein, suivre ses caprices, être libertin, dissolu [Abinal 1888]
Endriteny 
migalabina
nigalabina
higalabina
migalabìna

Teny iditra migalabìna (galabina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migalabina [fitanisana]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]

2013/10/10