Teny iditra migeja (geja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifehy mafy amin' ny tady toy ny migehy fa mafimafy kokoa indray: Ketraho kely ny fehikibon' io zaza io fa toa migeja loatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as migehy [Richardson 1885]
Endriteny 
migeja
nigeja
higeja
migejà

Teny iditra migejà (geja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migeja [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/05