Teny iditra migenagena (genagena (gena))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamintina tsara tsy avala higoragora
Mitondra amim-pitandremana fatratra: Migenagena erý izy mitondra ireo atody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wear the lamba loosely, to carry lightly and carefully. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migenagena
Ny lasa : nigenagena
Ny hoavy : higenagena
Filaza mandidy : migenagenà

Teny iditra migenagenà (genagena (gena))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migenagena [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20