Teny iditra migeragera (geragera (gera))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy tsara fatotra fa migoragora [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migeragera
Ny lasa : nigeragera
Ny hoavy : higeragera

Teny iditra migeragera
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Miadana be [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20