Teny iditra | migidrogidro (gidrogidro (gidro)) | |
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza feonjavatra mifampikasoka mafy ka midilotra be [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To creak [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Grincer, craquer [1.3] | |
Voambolana | Feo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06 |