Teny iditra migigagiga (gigagiga (giga))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Antitra izaitsizy, mafy tsy laitra vakina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be very firm, to be very fast [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migigagiga
Ny lasa : nigigagiga
Ny hoavy : higigagiga
Filaza mandidy : migigagigà

Teny iditra migigagiga (gigagiga (giga))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To sob [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migigagiga
Ny lasa : nigigagiga
Ny hoavy : higigagiga
Filaza mandidy : migigagigà

Teny iditra migigagigà (gigagiga (giga))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migigagiga [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12