Teny iditra migodana (godana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra
Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Wide, as a road or the floor of a room. [1.2]
Ohatra Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra. [2.470]
Kamban-teny 

Teny iditra migodaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Manome tsiny, mankarary [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31