Teny iditra migogogogo (gogogogo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitomany arahina toloko na feo mafy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cry, to weep aloud, to howl, to lament
¶ to roll and dash along impetuously, as a torrent. [Richardson 1885]
 to wail, to lament [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pleurer à chaudes larmes; se lamenter [Hallanger 1974]
Endriteny 
migogogogo
nigogogogo
higogogogo
migogogogoa
Ohatra 
1Babo ve hiadana, tompoko, hoy Razaimalala, sady nigogogogo nitomany izy. [Rajohanesa: Kintana]
2Latsa-dranomaso izy azy niara-nigogogogo tamin-dreniny tsy laitra nampanginina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 72]
Teny nalaina 

2012/08/05