Teny iditra migoka (goka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Misotro amim-pankasitrahana sy betsaka: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to guzzle, to drink in abundance. [Richardson 1885]
   to drink greedily [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   boire en abondance à longs traits [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [Andriamalala: Ranomasina, takila 14]
2Raha izahay ankizy no te hisotro mialoha, tsy maintsy nanontany an' I Dada sy Neny aloha, fa tsy avy hatrany dia migoka. [Andraina: Mitaraina, takila 15]
Ny bikany  
migoka
nigoka
higoka
migoha

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/05