Teny iditra migorera (gorera)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitaraindraina sady tsy mety mihetsika manao izay asaina ataony, mikonetaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migorera
Ny lasa : nigorera
Ny hoavy : higorera

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20