Teny iditra mihaantitra (antitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy to age [Hallanger 1969 takila 7]
Haiendriteny 
mihaantitra
mihaantitr'
mihaanti-
nihaantitra
nihaantitr'
nihaanti-
hihaantitra
hihaantitr'
hihaanti-
Ohatra 
1Mpampianatra tsy dia mahomby loatra sady efa mihaantitra no miandraikitra ny fampianarana. [SeFaFi , takila 2013/01/23]
2Raha mihaantitra ireo tovovavy niaraka taminy , Rasoa kosa mihitanora sy mandimandinaaoka izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 97]

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/25