Teny iditra mihadala (adala)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   vao mainka tonga adaladala kokoa [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Devenir fou, imbécile: Mihadala isan'andro izy (Sa folie augmente tous les jours) [Abinal 1888]
Ny bikany  
mihadala
nihadala
hihadala

Nohavaozina tamin' ny 2015/08/16