Teny iditra mihadrahadra (hadrahadra (hadra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mieboebo amin' ny fitenenana, midaondaom-bava
¶ Mijefijefy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be ferocious, to rise and shake the head in a fierce manner. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihadrahadra
nihadrahadra
hihadrahadra
mihadrahadrà

Teny iditra mihadrahadrà (hadrahadra (hadra))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihadrahadra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/23