Teny iditra mihady (hady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoaka, mandavaka amin' ny angady: Mihady tany
¶ Mihalempona: Mihady isan-taona ny tokotaninay
¶ Manongotra: Mihady vomanga
¶ Manala, mandoatra avy ao anaty tany: Mihady volamena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to dig, to delve; to spread, to increase, or to deepen, as a disease or an ulcer; to go to the very root of the matter. [Richardson 1885]
 to dig [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay creuser, fouiller [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihady
nihady
hihady
mihadia
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Teo ankavian' ny vavahadim-bala, nihady sy nanondraka indray izy. [Andraina: Mitaraina, takila 94]
Teny nalaina 

2012/08/05