Teny iditra mihafahafa (hafahafa (hafa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho tsy ho namana, miseho ho hafa, miolonolona: Hano re, tompoko ô, aza mihafahafa
Mitovy hevitra: (mihafahafa) be anganongano ~ be angesongeso ~ be pitsiny ~ manao soa am-po ~ mijery arina antava ~ miolonolona ~ misorom-bady an-trano ~ misorona ~ tsy mba tsotra
Mitovy hevitra: (tsy mihafahafa) miteny amimpahatsorana ~ miteny imaso ~ mitsotra ~ tsy manafina ~ tsy mihafahafa ~ tsy miolonolona ~ tsy misorona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to alter one's behaviour, to be different, to appear reserved, to be less sociable, to act the stranger. [Richardson 1885]
 to act standoffish [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se tenir à part [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihafahafa
nihafahafa
hihafahafa
mihafahafà
Ohatra Tsy nihafahafa izy fa avy hatrany dia nandray ary nandrapaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 45]

Teny iditra mihafahafà (hafahafa (hafa))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihafahafa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/05