Teny iditra | mihafaingana (faingana) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihadodona, mihamalady [1.13] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Accéléré [1.13] | ||||||
Ohatra | Maneho tarehimarika miabo hatrany ny fitomboan' ny Harikarena malagasy ary dia hita fa mihafaingana miandalana izany.
[1.384] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |