Teny iditra mihafy (hafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy
¶ Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay
¶ Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to endure, to sustain, to bear with patience. [Richardson 1885]
 to endure hardship, to do without things [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay endurer, se passer de certaines choses [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihafy
nihafy
hihafy
mihafia
Ohatra Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay. [Andraina: Mitaraina, takila 158]
Teny nalaina 

2012/08/05