Teny iditra mihahohaho (hahohaho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely
¶ Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana
¶ Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wrangle; to speak in a low tone. In the provinces it also means to disperse. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihahohaho
nihahohaho
hihahohaho
mihahohahoa

Teny iditra mihahohaho
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mihetsiketsika sady misavoritaka [SLP 1986]
Famaritana frantsay grouiller [SLP 1986]
Endriteny 
mihahohaho
nihahohaho
hihahohaho

2012/08/06