Teny iditra mihahy (hahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka amin' ny toerana misy hainandro mba ho maina: Jereo fa sao dia erý amin' ny lamba mihahy erý ny akanjon' ity zaza ity [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be drying by exposure to the sun or air. [Richardson 1885]
 to be out in the sun to dry [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être exposé au soleil pour sécher [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihahy
nihahy
hihahy
mihahaza
Teny nalaina 

2013/04/23