Teny iditra mihaika (haika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitady hifaninana, mihantsy: Mihaika olona hiady ~ Sahy mihaika anao aho, na tolona na totohondry [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to defy, to challenge [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay défier, provoquer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihaika
nihaika
hihaika
mihaikà

Teny iditra mihaika (haika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Tanala] miantso [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] to call [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra mikaika

Teny iditra mihaikà (haika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaika [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24