Teny iditra mihaikaika (haikaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao kivazivazy, manao vosobosotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihaikaika
nihaikaika
hihaikaika

Teny iditra mihaikaika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mikikiaka [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra miaikaika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31