Teny iditra | mihaingihaingy (haingihaingy (haingy)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Menatra noho ny fahatsirarovana ny tena ho tsy antonona ny toerana misy ny tena,
na ny olona iaraha-mitoetra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être confus, timide [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tsipelina hafa | miaingiaingy | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |