Teny iditra mihaingo (haingo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady
Mitovy hevitra: manamy ~ miangolavaitra ~ mianjaika ~ mihaminkamina ~ mihamitra ~ mihetsiketsika ~ mijihina ~ mipitsopitsoka ~ mipopopopo ~ miramadramatra ~ miramarama ~ miraratra ~ miravaka ~ mirebaka ~ mirenty [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [Richardson 1885]
   to adorn oneself [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   s'orner; être paré [Hallanger 1974]
Ohatra   Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany. [Callet: Tantara, takila 75]
Ny bikany  
mihaingo
nihaingo
hihaingo
mihaingoa
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/06