Teny iditra mihaingo ambony tsikoko
Singan-teny mihaingo ; ambony ; tsikoko
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao tsara izay hitan' ny maso fotsiny fa tsy miraharaha izay tsy hita [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10