Teny iditra mihaino ny feon' ny fieritreretana
Singan-teny mihaino ; feo ; fieritreretana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandinika sy misaina tsara mba tsy hanenjehan' ny eritreritra ny tena any aorian' izay atao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18