Teny iditra mihaja (haja)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mendrika homem-boninahitra: Mihaja io vehivavy io
¶ Sarotiny: Mihaja amin' ny akanjo io tovolahy io
¶ Fitondra amin' ny andro lehibe, tsara, ambony vidy: Akanjo mihaja ~ Fanaka mihaja [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy kept carefully, esteemed, valued; respected. [Richardson 1885]
 to be respectable, to be held in esteem; respectable [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être respecté, honorable [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [Andraina: I Vola, takila 7]
2Trano tsara tarehy sy mihaja no nivantanan-dry zareo. [Andraina: Mitaraina, takila 134]

2012/08/06