Teny iditra mihaka (haka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mihaza hazandrano any anaty lava-bato amin' ny fitsindrona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihaka
nihaka
hihaka
mihakà

Teny iditra mihaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] midona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mihakà (haka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/23