Teny iditra mihakaiky (akaiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tonga akaiky kokoa: Efa mihakaiky ny fetim-pirenena [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihakaiky
nihakaiky
hihakaiky
Tsipelina hafa 

2014/06/13