Teny iditra mihakaondrana (kaondrana (ondrana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Ny alahady manaraka io anefa, vao mainka nihakaondrana indray aho, raha ny kaondrana no resahina. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihakaondrana
Ny lasa : nihakaondrana
Ny hoavy : hihakaondrana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20