Teny iditra mihakeky (akeky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   Devenir proche [Abinal 1888]
Ohatra   Aoka hihakeky sy ho tanteraka ny didin' Ilay Masin' Israely, ka hahafantarantsika! [Baiboly: 29:005:019/Izaia 5:19..]
Ny bikany  
mihakeky
mihakekin'
mihakekin-
mihakekim-
nihakeky
nihakekin'
nihakekin-
nihakekim-
hihakeky
hihakekin'
hihakekin-
hihakekim-
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2014/06/13