Teny iditra | mihakendakenda (kendakenda (kenda)) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Teny iditra | mihakendakenda | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza irony voankazo na vodin-javamaniry somary fasipasehina ka manahirankirana ny mitelina azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Fruits ou tubercules farineux, qui ont peu d'eau et qui embarrassent le gosier [1.2] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |