Teny iditra mihakohako (hakohako (hako))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Te hoderaina amin' ny fisehosehoana..., mihambohambo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be haughty, to be lofty, to be lordly, to domineer. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihakohako
nihakohako
hihakohako
mihakohakoa

2012/08/06