Teny iditra mihalaka (halaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto
¶ Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity
¶ Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be separate, to go apart, to have a space between. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihalaka
nihalaka
hihalaka
mihalaha
Teny mitovy hevitra mihalakalaka

2010/05/06