Teny iditra mihalakalaka (halakalaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy elanelana, mifampihataka: Mihalakalaka loatra ireto zana-kazo ireto
Mihataka: Misy biriky mihalakalaka amin' ity tamboho ity
Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalakalaka Ramose [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihalakalaka
Ny lasa : nihalakalaka
Ny hoavy : hihalakalaka
Filaza mandidy : mihalakalaha
Tovy hevitra mihalaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05