Teny iditra | mihalana (halana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Misy halana, mipetraka ambony halana: Miloloha siny tsy mihalana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Famaritana anglisy | having a halana under [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mihalàna (halana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihalana | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Famaritana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
2013/04/23 |
![]() |