Teny iditra mihalangalana (halangalana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihatakataka, tsy miaraka amin' ny maro, mianona ho azy erý: Tsy mety ny mihalangalana raha misy voina mahazo ny sasany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to separate one's self, to sever. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihalangalana
nihalangalana
hihalangalana
mihalangalàna
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mihalangalàna (halangalana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihalangalana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/06