Teny iditra mihalavitra (lavitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay éloigner progressivement (s') [1.3]
Ohatra Mihady lavaka mihalavitra amin'izay itoeran'olona izy ka tsy ampoizin'ny tongotra akory [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihalavitra, mihalavitr', mihalavi-, mihalavitry
Ny lasa : nihalavitra, nihalavitr', nihalavi-, nihalavitry
Ny hoavy : hihalavitra, hihalavitr', hihalavi-, hihalavitry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20