Teny iditra mihalevona (levona)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   s'amenuiser, se consumer [Rakotonaivo 1993]
Ohatra   Ny harena azo tsy an-drariny, mihalevona [Baiboly: 24.13.11]
Mihakely ny fidiram-bola (La rentrée d'argent s'amenuise) [Rakotonaivo 1993, takila 27]
Ny hevitry ny anarana hoe « Kiliona » dia « mihalevona », ary « Malona » dia « farofy. [Randzavola: Baiboly, takila 376]
Ny bikany  
mihalevona
nihalevona
hihalevona

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/30