Teny iditra mihalotra (halotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangarona zavatra ao anaty lavaka: Mihalo-poza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to put the hand in a hole for the purpose of taking something out. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihalotra
nihalotra
hihalotra
mihalora
Teny nalaina 

2012/08/06